13 Koa hitomany azy ny Israely rehetra+ ary handevina azy, satria izy irery ihany, amin’ny ankohonan’i Jeroboama, no hiditra am-pasana. Tamin’ny ankohonan’i Jeroboama mantsy, dia izy no mba nahitana zavatra tsara teo imason’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+