Deoteronomia 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 tany misy varimbazaha sy vary orza sy voaloboka sy aviavy sy ampongabendanitra+ sy oliva fanaovana menaka, ary tany misy tantely.+ Jaona 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Intỳ misy zazalahikely manana mofo*+ dimy sy trondro madinika roa. Saingy inona no ho vitan’izany ho an’ireto vahoaka maro be ireto?”+
8 tany misy varimbazaha sy vary orza sy voaloboka sy aviavy sy ampongabendanitra+ sy oliva fanaovana menaka, ary tany misy tantely.+
9 “Intỳ misy zazalahikely manana mofo*+ dimy sy trondro madinika roa. Saingy inona no ho vitan’izany ho an’ireto vahoaka maro be ireto?”+