Matio 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay.”+ Marka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Firy ny mofo any aminareo? Mandehana jereo!” Rehefa avy namantatra an’izany izy ireo dia niteny hoe: “Mofo dimy sy trondro roa.”+ Lioka 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay,+ raha tsy hoe handeha hividy hanina ho an’ireto olona rehetra ireto angaha izahay.”+
38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Firy ny mofo any aminareo? Mandehana jereo!” Rehefa avy namantatra an’izany izy ireo dia niteny hoe: “Mofo dimy sy trondro roa.”+
13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay,+ raha tsy hoe handeha hividy hanina ho an’ireto olona rehetra ireto angaha izahay.”+