Matio 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay.”+ Marka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Firy ny mofo any aminareo? Mandehana jereo!” Rehefa avy namantatra an’izany izy ireo dia niteny hoe: “Mofo dimy sy trondro roa.”+ Jaona 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Intỳ misy zazalahikely manana mofo*+ dimy sy trondro madinika roa. Saingy inona no ho vitan’izany ho an’ireto vahoaka maro be ireto?”+
38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Firy ny mofo any aminareo? Mandehana jereo!” Rehefa avy namantatra an’izany izy ireo dia niteny hoe: “Mofo dimy sy trondro roa.”+
9 “Intỳ misy zazalahikely manana mofo*+ dimy sy trondro madinika roa. Saingy inona no ho vitan’izany ho an’ireto vahoaka maro be ireto?”+