Matio 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay.”+ Marka 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa hoy ny navalin’ny mpianany azy: “Aiza atỳ amin’ity toerana mitokana ity no hahitana mofo hahavoky ireo olona ireo?”+
4 Fa hoy ny navalin’ny mpianany azy: “Aiza atỳ amin’ity toerana mitokana ity no hahitana mofo hahavoky ireo olona ireo?”+