FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy i Mosesy: “Ny vahoaka manodidina ahy dia misy lehilahy enina hetsy+ mandeha an-tongotra, nefa ianao nilaza hoe: ‘Homeko hena izy ireo, ka hihinan-kena tokoa mandritra ny iray volana maninjitra’!

  • 2 Mpanjaka 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia niteny tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra ny manamboninahitra lefitra nitehenan’ny+ mpanjaka, nanao hoe: “Izany ve dia ho tanteraka,+ na dia hanao vavahadin-drano eny amin’ny lanitra aza i Jehovah?”+ Ary hoy i Elisa: “Ho hitan’ny masonao izany,+ nefa tsy hihinana amin’izany ianao.”+

  • Matio 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy anefa ny mpianatra taminy: “Aiza no hahitantsika mofo hahavoky vahoaka be toy izao, atỳ amin’ity toerana mitokana ity?”+

  • Marka 6:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 satria tsy takany ny hevitra tiana hampitaina tamin’ny alalan’ilay fahagagana momba ireo mofo, fa mbola donto ny fony ka tsy azon’izy ireo ny hevitr’izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara