FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ho ampy azy ireo ve raha ondry aman’osy sy omby no hovonoina?+ Ary ho ampy azy ireo ve na halaina daholo aza ny trondro any an-dranomasina?”

  • 2 Mpanjaka 4:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Fa hoy kosa ny mpanompony: “Hataoko ahoana ny handroso an’ireo eo anoloan’ny lehilahy zato?”+ Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo, fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hihinana ny olona, ary hisy sisa tsy lany.’”+

  • Marka 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa hoy ny navalin’ny mpianany azy: “Aiza atỳ amin’ity toerana mitokana ity no hahitana mofo hahavoky ireo olona ireo?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara