Isaia 49:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mbola hilaza aminao ihany anefa ireo zanaka azonao fony ianao maty anaka,+ hoe: ‘Kely loatra ity toerana ity ka tsy antonona anay.+ Omeo toerana malalaka izahay honenanay.’+
20 Mbola hilaza aminao ihany anefa ireo zanaka azonao fony ianao maty anaka,+ hoe: ‘Kely loatra ity toerana ity ka tsy antonona anay.+ Omeo toerana malalaka izahay honenanay.’+