15 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Raha maro an’isa àry ianareo, dia mandehana kapao ny ala ao amin’ny tanin’ny Perizita+ sy ny Refaima+ mba hahazoanareo tany hipetrahanareo, fa kely loatra ho anareo ilay faritra be tendrombohitr’i+ Efraima.”
54“Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+ Mifalia sy mihobia ary mihorakoraha+ ianao izay tsy mba narary nihetsi-jaza!+ Fa ny zanaky ny vehivavy nilaozam-bady dia betsaka noho ny zanaky ny vehivavy manambady”,+ hoy i Jehovah.