Ohabolana 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny hadalan’ny olona ihany no manimba ny fiainany,+ ka amin’i Jehovah no tezitra ny fony.+ Isaia 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary samy hivezivezy ao amin’ilay tany ny olona efa ory sady noana.+ Koa satria noana izy sady tezitra, dia hozoniny ny mpanjakany sy ny Andriamaniny.+ Ary hiandrandra ny lanitra izy. Amosa 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?+ Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?
21 Ary samy hivezivezy ao amin’ilay tany ny olona efa ory sady noana.+ Koa satria noana izy sady tezitra, dia hozoniny ny mpanjakany sy ny Andriamaniny.+ Ary hiandrandra ny lanitra izy.
6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?+ Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?