Salamo 48:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireo mihitsy no nahita, ka gaga.Raiki-tahotra izy ireo, ka nikoropaka nandositra.+ Ohabolana 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,+ fa ny marina kosa feno toky toy ny liona+ tanora.
28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,+ fa ny marina kosa feno toky toy ny liona+ tanora.