7Dia hoy i Elisa: “Henoinareo ny tenin’i Jehovah.+ Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Rahampitso, tokotokony ho amin’ny ora toy izao, dia ho sekely iray ny vidin’ny lafarinina tsara toto eran’ny seha,* ary ho sekely iray koa ny vidin’ny vary orza indroan’ny seha, eo am-bavahadin’i Samaria.”+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+