FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hataoko tsy ho afaka hirehareha intsony ianareo, ary hovako ho toy ny vy+ ny lanitrareo, ary ho toy ny varahina ny taninareo.

  • Deoteronomia 28:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ho varahina ny lanitra eo ambony lohanao, ary ho vy ny tany+ eo ambany tongotrao.

  • 2 Samoela 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nisy mosary+ tamin’ny andron’i Davida, nandritra ny telo taona nisesy. Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, ka hoy i Jehovah: “Meloka ho nandatsa-dra i Saoly sy ny ankohonany, satria novonoiny ho faty ny Gibeonita.”+

  • 1 Mpanjaka 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary niteny tamin’i Ahaba i Elia+ Tisbita, izay anisan’ny mponin’i Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ izay eo anatrehany no itsanganako,+ dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona maro,+ raha tsy noho ny baiko avy amiko!”+

  • Salamo 105:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahatonga mosary teo amin’ilay tany izy,+

      Dia notapahiny daholo ny hazo fihantonan’ny mofo boribory.+

  • Asan’ny Apostoly 11:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany onenana.+ Dia nitranga tamin’ny andron’i Klaodio tokoa izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara