FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary ny ombivavy fito kaozatra sady ratsy izay niakatra nanaraka azy ireo dia midika ho fito taona. Ary ny salohim-barimbazaha fito izay tsy nisy afa-tsy akofa sady main’ny rivotra avy any atsinanana,+ dia midika ho fito taona mosarena.+

  • 2 Samoela 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa nankao amin’i Davida i Gada, ka nilaza taminy hoe:+ “Ho tratran’ny mosary fito taona eto amin’ny taninao ve no tianao,+ sa handositra telo volana eo anoloan’ny fahavalo+ manenjika anao, sa areti-mandringana telo andro eto amin’ny taninao?+ Diniho tsara izay havaliko an’Ilay naniraka ahy.”

  • Amosa 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ‘Ianareo ihany no fantatro+ tamin’ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany.+ Koa hataoko ampamoaka ianareo noho ny fahadisoana rehetra nataonareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara