-
1 Mpanjaka 16:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tamin’ny taona fahiraika amby telopolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely i Omry. Roa ambin’ny folo taona no nanjakany, ka ny enin-taona tamin’izany tao Tirza.
-