FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Roa amby roapolo taona i Ahazia tamin’izy nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Atalia,+ zafikelin’i Omry+ mpanjakan’ny Israely.

  • 2 Mpanjaka 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nifaly ny vahoaka manontolo,+ ary nandry feizay ny tanàna. Ary i Atalia efa novonoina tamin’ny sabatra teo akaikin’ny tranon’ny mpanjaka.+

  • 2 Tantara 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba, satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.+

  • 2 Tantara 22:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka tamin’ny taranak’i Joda.+

  • 2 Tantara 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny tranon’Andriamanitra mantsy efa norobain’ny+ zanakalahin’i+ Atalia ratsy fanahy, ary na ny zava-masina+ rehetra tao an-tranon’i Jehovah aza natolony ho an’ireo Bala.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara