2 Tantara 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka sy ny fihobian’izy ireo ny mpanjaka,+ dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.
12 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka sy ny fihobian’izy ireo ny mpanjaka,+ dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.