2 Mpanjaka 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka, dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.+
13 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka, dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.+