2 Mpanjaka 10:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Jeho,+ ka nalevina tany Samaria. Ary i Joahaza+ zanany no nanjaka nandimby azy. 2 Mpanjaka 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Joahaza, ka nalevina tany Samaria.+ Ary i Joasy+ zanany no nanjaka nandimby azy.
35 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Jeho,+ ka nalevina tany Samaria. Ary i Joahaza+ zanany no nanjaka nandimby azy.
9 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Joahaza, ka nalevina tany Samaria.+ Ary i Joasy+ zanany no nanjaka nandimby azy.