Ezekiela 47:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy ihany izy tamiko: “Mikoriana mankany amin’ny faritra atsinanana io rano io, ary hidina sy hamakivaky an’i Araba,+ ka hivarina any an-dranomasina.+ Raha vao tonga any an-dranomasina ilay rano,+ dia ho sitrana ny rano ao an-dranomasina.
8 Hoy ihany izy tamiko: “Mikoriana mankany amin’ny faritra atsinanana io rano io, ary hidina sy hamakivaky an’i Araba,+ ka hivarina any an-dranomasina.+ Raha vao tonga any an-dranomasina ilay rano,+ dia ho sitrana ny rano ao an-dranomasina.