18 “Ary ny ilany atsinanana dia manomboka eo anelanelan’i Haorana+ sy Damaskosy,+ sy manamorona ny faritr’i Jordana,+ eo anelanelan’i Gileada+ sy ny tanin’ny Israely. Refeso daholo manomboka eo amin’ilay sisin-tany ka hatrany amin’ny ranomasina atsinanana. Izany no ilany atsinanana.
8 Ary hisy rano+ velona hikoriana avy ao Jerosalema amin’izany andro izany,+ ka ny antsasany hivarina any amin’ny ranomasina atsinanana,+ ary ny antsasany any amin’ny ranomasina andrefana.+ Dia ho toy izany foana, na fahavaratra na ririnina.+