17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.
8 Hoy ihany izy tamiko: “Mikoriana mankany amin’ny faritra atsinanana io rano io, ary hidina sy hamakivaky an’i Araba,+ ka hivarina any an-dranomasina.+ Raha vao tonga any an-dranomasina ilay rano,+ dia ho sitrana ny rano ao an-dranomasina.