FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa nentin’i Labana niaraka taminy ny rahalahiny ka lasa nanenjika+ an’i Jakoba izy. Ary lalana fito andro no nandehanany vao nahatratra azy teo amin’ny faritra be tendrombohitr’i Gileada izy.

  • Nomery 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada.

  • Mpitsara 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nampijalin’ireo sy nampahoriny mafy ny zanak’Israely tamin’izany taona izany. Eny, nampahorin’izy ireo nandritra ny valo ambin’ny folo taona ny zanak’Israely rehetra, izay nonina teny ampitan’i Jordana, tany amin’ny tanin’ny Amorita, tany Gileada.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara