Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+ “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+ Levitikosy 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia hotsarovako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsarovako koa ilay tany.
13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+ “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+
42 Dia hotsarovako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsarovako koa ilay tany.