- 
	                        
            
            Ezra 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 Ary tamin’ny volana faharoan’ny+ taona faharoa nahatongavan’izy ireo tany amin’ny tranon’Andriamanitra tany Jerosalema, dia nanomboka ny asa i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka, sy ny sisa tamin’ny rahalahin’izy ireo, dia ny mpisorona sy ny Levita, ary izay rehetra nivoaka avy tamin’ny fahababoana+ ka nankany Jerosalema. Ary notendren’izy ireo ho mpanara-maso ny asa momba ny tranon’i Jehovah ireo Levita+ roapolo taona no ho miakatra.+
 
 -