50 Koa aoka izahay samy hanolotra ny zavatra hitanay mba ho fanatitra ho an’i Jehovah,+ dia zavatra vita amin’ny volamena sy rojokely haingon-tongotra sy brasele sy peratra fanombohan-kase+ sy kavina ary firava-behivavy,+ mba hanaovana fandrakofam-pahotana ho anay eo anatrehan’i Jehovah.”
11 Nohamasinin’i+ Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, mbamin’ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tany amin’ny firenena rehetra,+ dia i Edoma sy Moaba,+ sy ny taranak’i Amona+ sy ny Filistinina,+ ary ny Amalekita.+