Genesisy 41:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+
42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+