Rota 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanana havana+ avy amin’ny fianakavian’i Elimeleka vadiny i Naomy. Boaza+ no anarany, ary mpanankarem-be+ ralehilahy. Matio 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Salmona niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba;+Boaza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota;+Obeda niteraka an’i Jese;+
2 Nanana havana+ avy amin’ny fianakavian’i Elimeleka vadiny i Naomy. Boaza+ no anarany, ary mpanankarem-be+ ralehilahy.
5 Salmona niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba;+Boaza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota;+Obeda niteraka an’i Jese;+