28 Koa vorio etỳ amiko ny anti-panahy rehetra eo amin’ny fokonareo sy ny mpiadidy+ eo aminareo, mba hilazako ireto teny ireto. Ary hiantso ny lanitra sy ny tany aho ho vavolombelona hiampanga azy.+
2 dia nantsoiny ny Israely rehetra,+ izany hoe ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’izy ireo ary ny mpitsarany sy ny mpiadidiny.+ Dia hoy izy tamin’ireo: “Efa antitra sady mandroso taona aho.