Deoteronomia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny faran’ny tanin’ny Gesorita+ sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira+ mandraka androany. Josoa 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ny faritra manomboka eo Mahanaima,+ ary anisan’izany koa i Basana manontolo, izany hoe ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana,+ sy ny tanàna tranolay rehetran’i Jaira+ izay any Basana, dia tanàna enimpolo.
14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny faran’ny tanin’ny Gesorita+ sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira+ mandraka androany.
30 ny faritra manomboka eo Mahanaima,+ ary anisan’izany koa i Basana manontolo, izany hoe ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana,+ sy ny tanàna tranolay rehetran’i Jaira+ izay any Basana, dia tanàna enimpolo.