2 Mpanjaka 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nalain’ny mponin’i Joda rehetra i Azaria,+ izay enina ambin’ny folo taona,+ ka nataony mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+ 2 Tantara 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Enina ambin’ny folo taona i Ozia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekolia+ avy any Jerosalema. Matio 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Asa niteraka an’i Josafata;+Josafata niteraka an’i Jorama;+Jorama niteraka an’i Ozia;
21 Dia nalain’ny mponin’i Joda rehetra i Azaria,+ izay enina ambin’ny folo taona,+ ka nataony mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+
3 Enina ambin’ny folo taona i Ozia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekolia+ avy any Jerosalema.