2 Tantara 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dimy amby roapolo taona i Hezekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abia, zanak’i Zakaria.+ Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;Jotama+ niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
29 Dimy amby roapolo taona i Hezekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abia, zanak’i Zakaria.+