2 Mpanjaka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda. 1 Tantara 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jotama niteraka an’i Ahaza;+ Ahaza niteraka an’i Hezekia;+ Hezekia niteraka an’i Manase;+
18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.