Deoteronomia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nalaintsika ny tanànany rehetra tamin’izay fotoana izay ka tsy nisy tsy azontsika ireo tanàna enimpolo+ nanerana ny faritr’i Argoba,+ izay anisan’ny fanjakan’i Oga tany Basana.+ Deoteronomia 4:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+ Josoa 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Resin’ny zanak’Israely koa i Oga+ mpanjakan’i Basana, izay sisa tavela tamin’ny Refaima,+ sady nonina tao Astarta+ sy tao Edrehy,+ Josoa 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase.
4 Nalaintsika ny tanànany rehetra tamin’izay fotoana izay ka tsy nisy tsy azontsika ireo tanàna enimpolo+ nanerana ny faritr’i Argoba,+ izay anisan’ny fanjakan’i Oga tany Basana.+
43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+
4 Resin’ny zanak’Israely koa i Oga+ mpanjakan’i Basana, izay sisa tavela tamin’ny Refaima,+ sady nonina tao Astarta+ sy tao Edrehy,+
8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase.