-
Josoa 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tamin’io andro nanoloran’i Jehovah ny Amorita teo an-tanan’ny zanak’Israely io, no niresahan’i Josoa tamin’i Jehovah, ka nitenenany teo imason’ny Israely hoe:
-
-
2 Tantara 28:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ny Filistinina+ koa nanafika an’ireo tanànan’i Sefela+ sy Negeba+ tany Joda ka namabo an’i Beti-semesy,+ Aialona,+ Gederota,+ Soko+ sy ireo tanàna miankina aminy, Timna+ sy ireo tanàna miankina aminy, ary Gimzo sy ireo tanàna miankina aminy. Ary nipetraka tao amin’ireo tanàna ireo ny Filistinina.
-