- 
	                        
            
            Deoteronomia 1:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
7 ka mandehana any amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita+ sy ny faritra rehetra manodidina, izany hoe Araba+ sy ny faritra be tendrombohitra+ sy Sefela sy Negeba+ ary ny morontsiraka.+ Mandehana any amin’ireo tanin’ny Kananita+ ireo, hatrany Libanona+ sy ilay renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Tantara 26:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
10 Nanorina tilikambo+ tany an-tany efitra koa izy, sady nihady lavaka maro fanangonan-drano, fa nanjary nanana biby fiompy maro be izy. Nanao toy izany koa izy tany Sefela+ sy teny amin’ny lembalemba. Ary nisy mpamboly sy mpikarakara tanimboaloboka teny an-tendrombohitra sy tany Karmela, satria tia fambolena i Ozia.
 
 -