Genesisy 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io. 2 Samoela 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly dia naka an’i Isboseta+ zanak’i Saoly, ka nitondra azy niampita nankany Mahanaima,+ 2 Samoela 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Efa antitra be i Barzilay, fa efa valopolo taona izy.+ Ary namatsy sakafo ny mpanjaka izy, fony nitoetra tany Mahanaima+ ny mpanjaka. Mpanankarem-be+ mantsy izy.
2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io.
8 Ary i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly dia naka an’i Isboseta+ zanak’i Saoly, ka nitondra azy niampita nankany Mahanaima,+
32 Efa antitra be i Barzilay, fa efa valopolo taona izy.+ Ary namatsy sakafo ny mpanjaka izy, fony nitoetra tany Mahanaima+ ny mpanjaka. Mpanankarem-be+ mantsy izy.