Nomery 1:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 eny, izay voasoratra anarana tamin’ny fokon’i Asera, dia dimanjato sy arivo sy efatra alina.+ Nomery 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dimanjato sy arivo sy efatra alina ireo lehilahy ao amin’ny tafik’i Pagiela, izany hoe ireo voasoratra anarana.+ Nomery 26:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Asera,+ araka izay voasoratra anarana, dia efajato sy telo arivo sy dimy alina.+
28 Dimanjato sy arivo sy efatra alina ireo lehilahy ao amin’ny tafik’i Pagiela, izany hoe ireo voasoratra anarana.+
47 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Asera,+ araka izay voasoratra anarana, dia efajato sy telo arivo sy dimy alina.+