16 Ary nitoetra tao Geban’i+ Benjamina i Saoly sy Jonatana zanany mbamin’ny olona mbola niaraka tamin’izy ireo, fa ny Filistinina kosa nitoby tao Mikmasy.+
60 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta+ sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Telo ambin’ny folo+ ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo.