Ezra 2:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 dimy amby roapolo sy fitonjato ny avy any Loda+ sy Hadida+ ary Ono,+ Nehemia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia nandefa hafatra avy hatrany tany amiko i Sanbala sy Gasema hoe: “Andao isika hifanao fotoana+ any amin’ny tanàna kelin’ny lemak’i* Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.+
2 dia nandefa hafatra avy hatrany tany amiko i Sanbala sy Gasema hoe: “Andao isika hifanao fotoana+ any amin’ny tanàna kelin’ny lemak’i* Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.+