8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+
27 Rehefa tafaverina tao Hebrona+ i Abnera, dia nentin’i Joaba nihataka kely nankao am-bavahady mba hiresahany mangingina.+ Teo anefa izy no nasiany teo amin’ny kibony,+ ka maty noho ny amin’ny ran’i Asahela+ rahalahin’i Joaba.
9 Ary hoy i Joaba tamin’i Amasa: “Salama ve ianao, ry rahalahiko?”+ Dia noraisin’i Joaba tamin’ny tanany havanana ny volombavan’i Amasa mba hanorohany an’i Amasa.+