1 Tantara 2:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Ary ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema+ sy ny Netofatita,+ sy i Atrota-beti-joaba sy ny antsasaky ny Manahatita ary ny Zorita. Nehemia 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nivory ny zanaky ny mpihira avy any amin’ny Faritr’i Jordana,+ dia avy eny amin’ny manodidina an’i Jerosalema, sy avy any amin’ireo tanàna kelin’ny Netofatita,+
54 Ary ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema+ sy ny Netofatita,+ sy i Atrota-beti-joaba sy ny antsasaky ny Manahatita ary ny Zorita.
28 Ary nivory ny zanaky ny mpihira avy any amin’ny Faritr’i Jordana,+ dia avy eny amin’ny manodidina an’i Jerosalema, sy avy any amin’ireo tanàna kelin’ny Netofatita,+