19 Dia nanohy ny diany mandra-pahatonga tany Betlehema+ izy mianaka. Ary nisomaritaka ny iray tanàna+ raha vao nahita azy ireo tonga tany, ka hoy ireo vehivavy tao an-tanàna: “I Naomy ve io?”+
4 Ary tonga avy tany Betlehema i Boaza, ka hoy izy tamin’ireo mpijinja: “Homba anareo anie i Jehovah!”+ Dia namaly ireo hoe: “Hitahy anao anie i Jehovah!”+
2Taorian’ny nahaterahan’i Jesosy tao Betlehema+ any Jodia, tamin’ny andron’i Heroda+ Mpanjaka, dia nisy mpanandro+ avy any atsinanana tonga tao Jerosalema,