FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nentin’izy ireo niakatra ilay Vata masin’i Jehovah, sy ny tranolay+ fihaonana,+ ary ny fitaovana masina rehetra tao amin’ny tranolay. Ny mpisorona sy ny Levita+ no nitondra izany niakatra.+

  • 1 Tantara 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa ankehitriny, mitadiava an’i Jehovah Andriamanitrareo+ amin’ny fonareo manontolo sy ny herinareo manontolo.*+ Koa aoreno ny toerana masin’i+ Jehovah Andriamanitra.+ Amin’izay dia ho azo entina ao amin’ilay trano haorina ho an’ny anaran’i+ Jehovah ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny fitaovana masin’Andriamanitra.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara