FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ka hoentiny any amin’ireo mpisorona zanakalahin’i Arona. Dia hakan’ny mpisorona eran-tanan’ila ny lafarinina tsara toto sy ny menaka ary ny ditin-kazo manitra rehetra. Ary hodorany eo ambony alitara izany mba hidona-tsetroka, ho fanatitra fampahatsiahivana.+ Fanatitra atao anaty afo izany, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.

  • Nehemia 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia efa nanao efitra fisakafoana+ malalaka ho an’i Tobia. Tao anefa taloha no fametrahana ny fanatitra varimbazaha,+ sy ny ditin-kazo manitra, sy ny fitaovana, sy ny fanomezana ho an’ny mpisorona, ary ny ampahafolon’ny varimbazaha sy ny divay vaovao+ ary ny menaka,+ izay samy natao ho an’ny Levita+ sy ny mpihira ary ny mpiandry vavahady.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara