11Ary niakatra i Nahasy Amonita+ ka nitoby hamely an’i Jabesy+ any Gileada. Dia hoy ny lehilahy rehetra tao Jabesy tamin’i Nahasy: “Manaova fifanekena aminay mba hanompoanay anao.”+
12 Koa niainga avy hatrany ny lehilahy mahery fo rehetra ka nandeha nandritra ny alina. Dia nalain’izy ireo teo amin’ny mandan’i Beti-sana ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany. Ary tonga tany Jabesy izy ireo ka nodorany tany ireo faty.+