-
2 Samoela 23:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 fa izy kosa nitsangana namely an’ireo Filistinina mandra-pahareraky ny tanany. Ary toy ny hoe niraikitra tamin’ny tanany mihitsy ny sabatra.+ Koa nanao famonjena lehibe i Jehovah tamin’izay andro izay.+ Fa matoa ny olon-kafa niverina nanaraka an’i Eleazara, dia mba hanala fotsiny an’izay zavatra teny amin’ireo maty.+
-