2 Samoela 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Taorian’izay, dia raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina, tany Goba. Ary i Sibekay+ Hosatita+ no nahafaty an’i Safa, izay anisan’ny teraky ny Refaima.+ 1 Tantara 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 I Sibekay+ Hosatita avy amin’ny Zerita+ no fahavalo ho an’ny volana fahavalo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.
18 Taorian’izay, dia raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina, tany Goba. Ary i Sibekay+ Hosatita+ no nahafaty an’i Safa, izay anisan’ny teraky ny Refaima.+
11 I Sibekay+ Hosatita avy amin’ny Zerita+ no fahavalo ho an’ny volana fahavalo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.