1 Mpanjaka 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nasain’ny mpanjaka namaky vato izy ireo, mba hahazoana vato lehibe sady lafo vidy.+ Amin’izay dia ho vato voapaika+ no hatao fototr’ilay+ trano. 1 Mpanjaka 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nipai-bato ny mpanao tranon’i Solomona sy ny mpanao tranon’i Hirama ary ny Gebalita,+ sady nanomana ny hazo sy ny vato hanaovana ilay trano. 1 Tantara 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Efa manana mpiasa maro be ianao, dia mpipai-bato sy mpanao vato+ sy mpandrafitra ary olona mahay ny karazan’asa rehetra.+
17 Koa nasain’ny mpanjaka namaky vato izy ireo, mba hahazoana vato lehibe sady lafo vidy.+ Amin’izay dia ho vato voapaika+ no hatao fototr’ilay+ trano.
18 Koa nipai-bato ny mpanao tranon’i Solomona sy ny mpanao tranon’i Hirama ary ny Gebalita,+ sady nanomana ny hazo sy ny vato hanaovana ilay trano.
15 Efa manana mpiasa maro be ianao, dia mpipai-bato sy mpanao vato+ sy mpandrafitra ary olona mahay ny karazan’asa rehetra.+