FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary efa niteny tamin’i Ahia i Jehovah hoe: “Iny avy iny ny vadin’i Jeroboama mba hanontany anao momba an-janany, fa marary ilay zaza. Koa izao sy izao no holazainao aminy. Ary izao no hitranga: Raha vao tonga izy, dia hataony izay tsy hahafantarana azy.”+

  • 1 Mpanjaka 20:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia lasa ilay mpaminany ka nijanona teo amoron-dalana mba hiandry ny mpanjaka. Ary nataony izay tsy hahafantarana azy+ ka nasiany fehy lamba teo ambony masony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara